|
|
|
Ry Tanindraza nay malala ô Ry Madagasikara soa. Ny fitiavanay anaotsy miala, Fa ho anao ho anao doria tokoa. |
Ô Terre de nos ancêtres chérie Ô belle Madagascar Notre amour pour toi ne nous quitte pas Mais il est pour toi pour toujours. |
Refrain |
|
|
|
|
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hanompoan'anao Ny tena sy fo fanahy anananay 'zay sarobidy Sy mendrika tokoa. |
Ô Terre de nos ancêtres chérie Nous espérons te servir Avec le corps, le coeur, et l'esprit que nous avons de précieux Et d'approprié. |
|
Refrain |
|
|
Ry Tanindrazanay malala ô Irinay mba hitahian' anao, Ka Ilay Nahary 'zao ton tolo izao no Fototra ijoroan, ny satanao. |
Ô Terre de nos ancêtres chérie Nous espérons te protéger, Que celui qui a créé l'Univers Soit le fondement de ton destin. |
|
Refrain |
|